txy_luk_text_reg/23/15.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 15 Aha, dre dra Heroda aza, satria nalefany nihery tatiho amisika Izy, dra hatio, sy misy dre ino dre ino ze mendriky fahafatesa vitany. \v 16 Noho zay dra ho faiziko Izy, dra ho hatahosy Izy.'' \v 17 [ Fagnamariha : Reo fandika soa indrindra dra sy magnisy gny and 17 ho:Dra Pilato dra voatery namotosy gadra raiky ho an'ereo Jiosy tamin'gny andro firavoravoa.]