txy_luk_text_reg/22/07.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 7 Avy gny andron'gny mofo sy misy masirasira , zay sy maisy hanova soro gny zanakagn'ondry gny Pasaky. \v 8 Jesosy nagniraky an'i Petera vo Jaona, nanao ho:''Mandehana dra homano ho asika gny sakafon'gny Pasaky, ba afahasika mihina anizay.''\v 9 Izy reo nagnontany Anazy ho:''' Eza gny tianao hanovanay gny fagnomana?''