\v 42 Jesosy nizaka taminazy ho:''Mahirata. Gny finoanao gny nahasitra anao.'' \v 43 Teo noho eo dra nahirasy izy dra nagnaraky Anazy, nagnome voninahisy an'Agnahary. Gny olo aby, gny fa nahita anizay,dra nanolosy fidera ho an'Agnahary.