txy_luk_text_reg/17/25.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 25 Fa volohany dra sy maisy hizaly amin'gny raha maro Izy vo ho lavin'itiho taranaky itiho.\v 26 Tahaky ze nisanga tamin'gny andron'i Noa,gny hiboaany koa amy andron'gny Zanak'olo.. \v 27 Nihina ereo,nino,nanambaly, natolosy ho ampakary, mandrapihavin'gny andro ze niliran'i Noa tao amin'gny sambofiara vo avy gny Safo-drano dra nandringa anazy aby.