txy_luk_text_reg/17/22.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 22 Ho Izy tamin'ereo pianasy :''Avy gny andro hagniriandrareo gny hahita gny raiky amin'gny andron'gny Zanak'olo,fa sy hahita anizay andrareo.\v 23 Dra ereo dra hizaka amindrareo ho:'Hatia, eryho! Hatio, etiho!'Fa ka miboaky dre magneziky anazy reo,\v 24 fa tahaky gny selasy mamirasy mazava gny fa mitarasy laha tagny amin'gny gny raiky,dra manahaky anizay gny Zanak'olo amin'gny androny.