txy_luk_text_reg/17/14.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 14 Gny fa nahita anazy reo Izy,dra nizaka tamin'ereo ho:''Mandehana dra ampisehoy amin'ireo pisoro gny vatandrareo.''Raha igny lasa igny izy reo dra nalio.\v 15 Gny fa nahita gny raiky tamin'ereo fa sitrana izy,dra nihery, niaraky tamin'gny feo abo nakalaza an'gnahary.\v 16 Nandohaliky teo atombon'i Jesosy izy, nanolosy fisaora ho Anazy. Izy dra Samaritana.