txy_luk_text_reg/17/11.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 11 Dra raha nandeha ho agny Jerosalema Izy,dra nandeha teo amin'gny sisi-tany teo agnelagnelan'i Samaria vo Galilia. \v 12 Gny fa nilisy tao amin'gny tana raiky izy,dra nisy boka folo lahy nifakatozy taminazy tao. Nisanga lavisy Anazy ereo \v 13 dra nanandrasy abo gny feon'ereo, nizaka ho:''Jesosy, Topo o, mamindra fo aminay.''