txy_luk_text_reg/13/15.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 15 Gny Topo namaly anazy dra nizaka ho:''Ry mpiasaravelahisy! Moa se sy samy mamaha gny boriky dre gny agn'ombiny ao amin'gny valany andrareo dra minday anazy hino rano amin'gny Sabasy?\v 16 Dra manahaky anizay koa itiho zanakapelan'i abrahama, ze voafehin'i Devoly nandriky gny valo ambinifolo tao itiho, sy tokony ba ho vaha se gny fehiny amin'gny andro Sabata?''