txy_luk_text_reg/12/24.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 24Hevero gny koaky, sy mamafy ireo na miziza.Sy manana fitoboham-bokasy ireo na tragno fitehiriza, kanefa omen'iZagnahary hanina avo, Manahaky gny akory gny fihoarandrareo laza mihoasy noho reo voro! \v 25Iza amindrareo gny afaky magnapy hakiho raiky gny andro iegnany amigny fagnahia? \v 26Koa gny izay raha kasaisaiky indrindra izay aza sy handrareo atao, akory handrareo gny miahiahi gny amigny sisa?