txy_luk_text_reg/12/16.txt

1 line
558 B
Plaintext

\v 16Avy eo Jesosy nanao fagnohara raiky tamin'ereo, nanao ho:'' namohasy be gny sahan'ny lelahy panakarena raiky, \v 17Dra nagnotany tegna izy, nizaka ho:'' ino gny ho ataoko, fa sy manana toera hitehiriza ireo vokasy zaho?'' \v 18Hoy izy ho:'' izao gny ho ataoko. Hazerako ireo tragno fitoerambokasy dra hananga lahibe kokoa zaho, dra ao amin'ereo gny hagnorognako gny voako vo reo vokasy hafa. \v 19Dra hizaka amigny fagnahiko zaho ho:' ry fagnahy, hanao dra manana vokasy maro voatahiry ho amigny tao maro. Misahara soa, mihinana, misaotra, mifalia.'''