txy_luk_text_reg/12/02.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 2Sy misy tokony izay sy haseho, dra sy misy mivony izay sy ho fatasy. \v 3Dra na ino na ino nizakandrareo tao amigny mezy dra ho re ao amigny fahazava, dra izay nizakandrareo teo asofy tao agnaty afitragno dra hozaka egny atapo-tragno.