txy_luk_text_reg/11/32.txt

1 line
195 B
Plaintext

\v 32 Gny lelahin'i Ninive dra hiara hisanga amin'itiho taranaky itiho amin'gny fisara vo hagnameloky anazy,satria nibebaky tamin'gny nitorian'i Jona ereo,vo indro, misy olo lahibe noho Jona eto.