txy_luk_text_reg/11/11.txt

1 line
721 B
Plaintext

\v 11 Iza amindrareo raim-pianakavy reo gny raha mangataky fia gny zanakindrareo, dra hagnome anazy raharaha fa sy fia? [ Fagnamariha:Reo fandika soa be misy vaki-zaka fohy koa,ze arahisika eto. Gny fandika taloha sasany dra misy vaki-zaka lavalava koa, ze hita ao amin'gny Matio 7:9 avo koa:''Raim-pianakavy iza amindrareo , raha mangataky mofo gny zanakindrareo, gny hagnome anazy vato? Na fia,dra hagnome anazy raharaha?''] \v 12 Na raha mangataky atoly izy,dra homendrareo maingoka se izy?\v 13 Noho zay,raha andrareo rasy fagnahy aza mahay magnome fagnomeza soa ho an'gny zanakindrareo,dra ohasin'gny nanao akory gny halahiben'gny Fanahy Masy homen'gny randrareo ze agny an-dagnisy ho an'ereo ze mangataky aminazy?''