txy_luk_text_reg/10/13.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 13 Loza ho anao, ry Korazina! Loza ho anao,ry Betsaida! Fa raha gny asa lahibe ze natao tao aminao gny natao tagny Tyro vo Sidona, dra fa ela ereo gny nibebaky, nipetraky tamin'gny lamba fisaogna vo lavenoky. \v 14 fa ho azo lefery koa gny an'i Tyro vo Sidina amin'gny fisara noho gny amindrareo.\v 15 Anao,ry Kapernaomy, mieriserisy se anao fa ho hasandrasy agny an-dagnisy? aha, ho andesy mizoso agny amin'gny Hadesy anao.