txy_luk_text_reg/10/01.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 1 Dra tafaran'io raha io,dra nifily fitopolo lahy [ Fagnamariha: Maro amin'ereo fandika taloha soa indrindra gny mivaky ho:''Fitopolo'',Fa gn'ilany mivaky ho:''Ro ambi-fitopolo.''] hafa gny topo,dra nandefa anazy reo siroaroa nialoha Anazy tagny amin'gny tana aby vo toera ze fa handehany. \v 2 Ho Izy tamin'ereo ho:''Be gny vokasy,fa keliky gny mpiasa. Noho zay hangataho gny Topon'gny vokasy ba handefa mpiasa ba ho egny amin'gny vokasy.