txy_luk_text_reg/09/46.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 46 Vo bak'eo dra nisy fifandira nanom-boky teo amin'ereo gny amin'izay ho lahibe indrindra amin'ereo.\v 47 Fa Jesosy, nahafatara gny fihevisy tagny am-pon'ereo, dra nangalaky zazamasaiky raiky dra napetrany teo agn'ilany \v 48 dra nizaka tamin'ereo ho:''Fa dre iza mandray itiho zaza itiho amy gny agnarako ,dra mandray Anahy; vo dre iza dre iza nagniraky Anahy. Fa ze masaiky be amindrareo aby gny lahibe.''