txy_luk_text_reg/09/26.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 26 Fa dre iza dre iza megnasy gny aminahy vo gny zakako, dra ho megnasy anazy koa gny Zanak'olo gny fa amin'gny voninahiny, vo gny voninahisy gny ra vo gny azely masy Izy. \v 27 Fa zakako mary amindrareo,fa gn'ilany amin'ereo ze misanga eto dra sy hahita fahafatesa mialohan'gny ahitany gny fazakan'Agnahary.''