txy_luk_text_reg/09/18.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 18Vo Gnifa nivavaky manoka Jesosy, dra niaraky tamin'ereo mpianasy. Dra nagnotany anazy ereo Izy, nanao ho: "ataon'ereo vahoaky ho izy moa zaho?"\v 19Namaly izy ereo ho: "Jaona mpanao batisa. Fa ereo ilany ho Elia, vo ereo ilany mizaka fa nisanga tamigny maty gny raiky tamin'ereo mpaminany fahiny."