txy_luk_text_reg/08/54.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 54 Fa nirambesiny tamin'gny tagna izy dra nitoka fatrasy , nizaka ho:''Anaky, misangana!''\v 55 Dra nihery gny fagnahiny, dra nihazary laha teo izy. Dra nibaiko anazy reo Izy ba hagnome hany ho anazy. \v 56 Dra gaga gny Ray aman-dreniny, fa Izy koa nandrara anazy reo ba sy hizaka dre amin'iza dre iza gny raha ze nisy.