txy_luk_text_reg/07/27.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 27Izy gny voasorasy ho:''ingo, alefako mialoha anao gny pinday hafaso izay hagnoma gny lalanao mialoha anao.''\v 28Zakako amindrareo, fa amindrareo izay natera-behivavy dra sy misy lahibe noho Jaona. Nefa gny masaiky indrindra ao amigny fazakan'iZagnahary dra lahibe noho izy.''