\v 23Fa Jesosy dra nahatakasy gny fahesen'ereo, dra nizaka tamin'ereo ho:''\v 24''Mapotoroa deraina raiky aminahy. An'iza io sary agnara eo aminazy io?'' Nizaka ereo ho:''An'i Kaisara.''