\v 6 Bak'ereo gny Topo ho:''Tenoy ze ambaran'gny pisara sy mary \v 7 dra sy hinday rariny ho an'izay voafiliny ze mitoka fatrasy Anazy aandro amagn'aly koa se Zagnahary? Hangatak'andro lava amin'ereo se izy? \v 8 Zakako amindrareo fa hinday rariny malaky amin'ereo izy. Manahaky anizay hoa,gny fa avy gny Zakan'olo, hahita finoa etiho an-tany tokoa se Izy?''