\v 8 Namaly gny mpanao zaridaina dra nizaka ho:''Angao ho eo aloha amin'itiho tao itiho mandra-pihaliko magnodidy anazy vo hagnasiako zeziky eo aminazy. \v 9 Raha mamoa izy amin'gny tao magnaraky , soa; fa raha sy zay,dra tapao izy !'''