\v 23 Bak'eo dra niody teo amin'ereo mpianasy Izy dra nizaka mangingiky ho:''Samasy ze mahita gny raha ze hitandrrareo.\v 24 Zakako amindrareo, mpaminany vo mpazaka maro gny nagniry ahita ze raha hitandrareo,fa sy hitan'ereo zay,dra aheno gny raha rendrareo,fa sy ren'ereo zay.''