\v 20Dra nagnety gny pianany izy, dra nizaka ho:'' sambasy handrareo zay mahatra, fa andrareo gny fazakan'iZagnahary. \v 21Sambasy handrareo izay resy amizao, fa ho visy handrareo, Sambasy handrareo izay mitomagny amizao, fa hihomehy handrareo.