\v 28Gny olo aby tao amigny Synagoga dra heniky gny hatezerana aby nandre reo raha reo. \v 29Nisanga izy reo, nanery anazy hiala gny tanana, dra nandefa anazy tegny an-tepolin'ny havoana izay nioregnany tagnan'izy reo, ba hazera anazy amigny hasana. \v 30Nefa nandeha namakivaky teo agnevon'izy reo dra lasa nandeha tagny amigny toera-kafa.