\\v 20Avi eo dra naoriny gny taratasy, naheriny tagny amigny pitandry, dra nitoboky izy. Gny mason'ireo aby tao amigny Synagoga dra nibazian anazy. \v 21Nanomboky nizaka taminazy reo izy ho:'' androany itiky sarasy masina tiky dra tateraky eo apitenoandrareo.'' \v 22Gny aby tao dra nizaka soa gny momba anazy dra gaga tamigny teni-pahasoava izay naloaky gny vavany izy reo, dra nagnotany izy reo ho:'' fa sy gny zanak'i Josefa se tiky?'''