\v 48Gny fa nahita anazy ereo, dra talazo. Gny reniny nizaka taminazy ho: "Zanako, nagnino hanao gny nanao manahaky anizao anahy? Tenoy, izaho vo gny babanao nitalia anao tami-tebiteby." \v 49Izy nizaka tamin'ereo ho: "Nagnino handrareo gny nitalia anahy? Sy fatandrareo ra fa sy maisy ho ao atragnonigny Rako zaho?" \v 50Fa sy azon'ereo ze tiany hizaka tamin'izay zaka zay.