\v 25Hoizy taminereo ho:'' Noho izay omeo an'i Kaisara gny raha izay an'i kaisara, dra an'i zagnahary.'' \v 26Sy nahita signy tamizay nizakany teo anatrehany vahoaky ereo, fa dra nitolagaga taminy valiteniny dra nigy.