\v 15 Kanefa gny tatisy momba Anazy niely lavisy be, dra vahoaky maro be gny niara-niavy ba hitenoa Anazy nampianasy dra ba ho sitrany amin'gny aretin'ereo. \v 16 Kanefa matetika Izy dra niala nagnagny agny amin'gny tany rava dra nivavaky.