\v Nandeha izy dra nikarama tamigniraiky tamin'erei mponina tao amin'io firenena iho, ze nandeha anazy tagny amigny ilany ba hamaha koso.\v 16Te hihina fatrasy ereo hany fihaniny koso izy, satria sy nisy olo nagnome anazy vo ino.