\v 3 Mandehana amin'gny lalandrareo. Hatio, alefako tahaky gny zanakagn'ondry eo agnevon'gny ambodia andrareo. \v 4 Ka minday fipetraram-bola,dre fipetraran'eta, dre kapa,dra ka miarahaba dre iza dre iza egny an-dala.