\v 18 Ireo pianasy Jaona nizaka taminazy gny momba ireo raha ireo. \v 19 Dra nitoka olo ro tamin'ireo pianany Jona dra nagniraky anazy reo ho agny amigny tompo ba hizaka ho:'' hanao se gny ho avy, sa tokony bo hagnety hafa izahay?'' \v 20 Dra gny nagnato mariny an'i Jesosy izy reo, dra hoy reo lelahy ho:'' Jaona panao batisa gny nagniraky anay atiky aminao hagnotany ho:'' hanao se gny ho avy, sa tokony bo hagnety hafa izahay?''