\v 14 Nirarany izy ba sy hizaka dre amin'iza dre amin'iza, fa nizakany taminazy ho:''Zory gny lalanao, misehoa amin'gny mpisoro dra manolora soro ho an'gny fagnaliova anao, araky ze nandidian'i Mosesy, ba ho fizoroa vavolombelo amin'ereo.'''