\v 5 Faly ereo,dra nagneky hagnome vola anazy.\v 6 Nagneky izy,dra nitalia kendry tohana ba hanolorany Anazy eo amin'ereo lavisy gny vahoaky.