\v 17 Dra nandray Kapoaky Jesosy , dra gny fa nisaotra Izy, dra nanao ho:''Rambeso itiho, dra zarao amindrareo. \v 18 Fa zakako amindrareo, sy hino gny vokany gny voloboky sasy Zaho, mandra-pahavian'gny fazakan'Agnahary.''