\v 18 Dra nisy lelahy gn'ilany avy, ninday lelahy raiky ze voan'gny Paralisisa teo amin'gny fandria, dra ereo dra nitalia fomba hinday anazy ao agnatiny ba hametraha anazy ho eo agnoloan'i Jesosy. \v 19 Sy nahita fomba hampilira anazy tao agnatiny ereo noho gny vahoaky, noho zay dra nagnagny amy tafo-tragno ereo dra nampizoso gny fandrian'gny lelahy bak'eo an-tafo tragno, tamin'gny fandriany, teo agnevon'olo, teo agnoloan'i Jesosy.