\v 17 Dra tamin'gny andro raiky tamin'ereo andro nampianarany, dra nisy Fariseho vo mpampiara-dala nipetraky teo ze laha tamin'gny tana samihafa ao amy farisy Galilia vo Jodia, dra avy ao amy tanan'i Jerosalema. Gny herin'gny Topo gny tao aminazy ba hagnasitragna.