\v 48Handrareo gny vavolombelon'ireo raha reo. \v 49Ingo, halefako amindrareo izay nampanatenain'ny babako. Kanefa mitoboha ao antana mandra-pagnisiandrareo gny hery avy agny agnabo.