\v 17Jesosy nizaka tamin'ereo ho:''' ino gny zakandrareo ro etiky am-pandehana?'' Dra nizano izy ro sady nalahelo endriky. \v 18Gny raiky tamin'ereo reo, nitokavy ho Kleopasy, namaly anazy ho:''hanao raiky se gny olo tao Jerosalema sy nahafatasy reo raha nitranga tagny tamin'izay andro izay?