\v 20 Gny fa nahita gny finoan'ereo ,dra hoy Jesosy ho:'Ralelahy, voavela gny helokao.''\v 21 Nanomboky nagnontany gny mpanora-dalana vo reo Fariseo, dra nizaka ho:''Iza moa itiho ze mizaka rasy itiho? Iza gny afaky mamela gny fahota afa-sy Zagnahary raiky avo?'''