\v 12 Izy hampiseho andrareo efitragno agn'abo rihana lahibe misy fanaky. Atovy ao gny fagnomana.''\v 13 Koa dra handeha ereo, dra nahita gny raha aby araky ze nizakany tamin'ereo . Dra nagnoma gny sakafon'gny Pasaka ereo.