\v 15Niroahin'ereo niala gny tanim-voloboky izy dra nivonon'ereo.Ino dra gny ho ataon'ny tomponigny tanimboloboky amin'ereo?\v 16Ho avy izy dra hanorotoro reo pamboly voloboky, dra hagnome gny tanim-voloboky ho an'ny hafa.'' Gny hagnome izay izy dra, nizaka ho:'' sagnatria amin'i Zagnahary!''