\v 6Sy avily farasa masaisaiky ro se gny sisina dimy? kanefa sy misy raiky amin'ereo izay haligno eo amason'i Zagnahary. \v 7Fa gny volon-doharareo aza dra voaisaky aby koa. Ka matahosy. fa manalaza mihoasy nohon'ny sisina maro handrareo.