\v 44Dra ora faha-enina teo ho eo tamin'izay, dra gny mezy avy nandrokosy gny tany aby hatramigny ora faha-sivy \v 45Gny niha mezy gny hazavan'ny masoandro. Avy eo gny lamban'ny telopolo dra nizara avy teo agnevony.