\v 26Dra teo am-pandesa anazy izy reo, dra nitana an'i Simona avy agny Syrenia, izay avy agny ambanivohisy, dra natobin'izy reo teo aminazy gny hazofizalia ba handesy an'i Jessosy.