\v 28 Fa andrareo gny olo ze nanohy niaraky taminahy tao amin'gny fakam-pagnahy nisy taminahy. \v 29 Omeko fazaka andrareo, manahaky gny Rako koa zay nagnome fakaza ho Anahy, \v 30 ba ho afaky hihina vo hino eo an-databasiko agny amin'gny fazakako andrareo, dra hipetraky eo amy seza fiandriana hisara gny fokon'Israely rĂ´ ambin'gny folo andrareo.