\v 37 Dra nandrisy andro dra napianasy tao amigny tempoly izy, dra gny hariva nandeha niboaky izy dra nizano teo an-tendrombohin'iOliva. \v 38Ireo vahoaky aby dra avy vo mangiran-drasy ba hiteno anazy tao amigny tempoly.