\v 12 Reo mpamory hetra koa dra avy ba hatao batisa, dra nizaka taminazy ho: ''Mpampianasy o, ino gny sy maisy ataonay?''\v 13 Izy nizaka anazy reo ho:''Ka mamory vola mihoasy noho ze ampangala andrareo.''