\v 9 Amizao gny famaky dra mipetraky eo amin'gny fotosy gny hazo. Koa gny hazo aby ze sy mamoa tegnany soa dra voatapaky dra haria agny amin'gny afo.''